Musics and Voice Orchestra – 60eme Anniv Jesosy Mamonjy
Musics and Voice Orchestra Jesosy Mamonjy sy ny Sampana Mpidera Analamanga
Mankalaza ny faha 60 taonan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy

Vory olona be 
Sur scène 
Manao Balance Zoma 
Miaraka amin’ny Sampana Mpidera Analamanga 
Tsapako Izy ilay partition 
Mba te hijery koa Pastera 
Samy variana 
Mifantoka hatrety amin’ny gradin 
Paingorina tsara sao tsofin’ny rivotra 
Miara maka sary foana rehefa mirava 
Foibe Ankorondrano 
Gitarista vehivavy
































