Sortie de Promotion Kilasy Fianarana mihira SOLFA – Chapelle Jesosy Mamonjy Ankorondrano Foibe

Raki-tsary eto amin’ny Siteweb, nandritry ny Sortie de Promotion Kilasy Fianarana mihira SOLFA – Chapelle Jesosy Mamonjy Ankorondrano Foibe. Sabotsy 4 Oktobra 2025.

Aza adino fa efa manomboka ny Fianaran’ireo Promotion faharoa tamin’ny Alahady 5 Oktobra 2025 teo.

Isika izay mbola te hanaraka ny fampianarana dia afaka mbola tonga amin’ny Alahady manaraka izao.
Afaka tonga avokoa na tanora, na tanora manambady, na Mpampianatra Sekoly Alahady, na Mpitarika Tanora, Sampana Mpidera, Mpitendry, rehefa vonona hiofana, ary mety hampiofana ny tanora ao amin’ny Fiangonana misy anao.

Musics and Voice Orchestra Jesosy Mamonjy Foibe Ankorondrano.

Tél 034 46 165 00