Zarao amintsika ny sarin’ny Fiangonanao
Alaivo sary ny trano fiangonanareo, sarin’ny mpino en groupe, batisa, evangélisation, fiadiana fototra, fanokanam-piangonana, sns dia azonareo atao ny mandefa azy mail aty aminay (lalamasaka@gmail.com) mba handaharanay azy eo amin’ny rubrique Rakitsary
Aza adino ny mombamomba ny sary:
– Sarin’ny Fiangonana.
– Toerana : anaran-tanàna, commune, distrika sns.
– Ny mpitandrina mitondra ao ankehitriny.
– Raha hainao ny mamaritra azy amin’ny google map dia ataovy capture ary alefaso miaraka avokoa.
Raha mila toromarika hafa dia antsoy ny Admin : 034 46 165 00






























