Localisation Satellite des Eglises Jesosy Mamonjy

Eo am-panaovana Mise à jour tsikelikely izahay mba hahitana avy hatrany ny Fiangonana Jesosy Mamonjy rehetra amin’ny alalan’ny Google Maps. Efa misy vitanay aloha ireto azontsika jerena (Mankanesa etsy ampita ankavian’ny page > klikeo ny Maps).

Mba ho fanatsarantsika miaraka ity Sitentsika  ity anefa dia mangataka fiaraha-miasa aminareo izahay indrindra ianareo any amin’ny faritra; koa mifandraisa aminay avy hatrany hafahana manoro lalana anao. Mankanesa eny amin’ny Menu > Hifandray aminay

Fepetra ilaina : Manana Smartphone afaka manao connexion, na manana ordinateur misy connexion, mahay manokatra Google Maps, mahay mandefa mail.