décembre 3, 2019

Fahagagana sy Misiona – 006

FIZARANA voalohany IREO NOSY … tohiny Ireo vokatra Olona dimanjato no novonjen’Andriamanitra nandritra ireny fivoriam-pifohazam-panahy izay natao tany amin’ireny Nosy dimy ireny, fiangonana efatra no naorina tany amin’ny Nosy izay tsy mbola nisy fiangonana mihitsy tany am-piandohana. 500 dôlara isam-batan’olona teo ho eo no lany nanatanterahana izany rehetra izany. Fiangonana sivy no efa mijoro amin’izao fotoana izao, ary olona dimampolo...

Fahagagana sy Misiona – 005

FIZARANA voalohany IREO NOSY … tohiny Ny fiantombohan’ny asa fitoriana fanasitranana Ny zavatra tena nahafaly ny rehetra tao anatin’ny dia izay natao dia ny tamin’ny aina iray taorian’ny nanambaranay fa hisy vavaka sy fifadian-kanina ho an’izay rehetra mila vavaka fanasitranana. Tsy mbola nisy na dia olona iray aza nivavaka ho an’y marary to Monserrat hatramin’izay, ary tsy nana-kevitra ny amin’izay...