Hevoy ny tombamborakareo – Bro Daoud – Jesosy Mamonjy Ankorondrano
Hevoy ny tombamborakareo.
Milona manontolo ao anatin’ny vavaka sy fifadian-kanina 10 andro isika mialohan’ny Pentekoty. Fotoan-dehibe hikatsahana ny fanatrehan’Andriamanitra, fotoana handinihan-tena lalina hiverenana amin’ireo fanoloran-tena sy fiainam-bavaka teo aloha. Indro atolotray ny Fampianarana nandritry ny vavaka sy fifadian-kanina lavareny niarahana tamin’ny Mpanompon’Andriamanitra Fr Daoud teo amin’ny Jesosy Mamonjy Foibe Ankorondrano. Antso sy fanirianay ny hiverenan’ny Fiangonana mandrakariva amin’izay nampianarin’ny Mpanorina, hianarana tsy mitsahatra izay fampianarana nampitainy. Amin’ny fonay rehetra.