Andriamanitra tsy azo vazivaziana Bro Daoud, Jesosy Mamonjy Ankorondrano

Andriamanitra tsy azo vazivaziana.
Ny vokatry ny fahotan’ny fahatanorana. Ny maha zava-dehibe ny manambady olom-boavonjy. Ny sazin’ny fanambadiana mpanota. Ireo fitandremana tokony hatao sy tokony ho fantatra mialohan’ny hidirana amin’ny fifamatorana amin’ny mariazy.
Toriteny sy fampianarana ho an’ny tanora. Azon’ny mpitaiza tanora sy ny Ray aman-dReny manana tanora hakàna lesona hanoroana lalana azy ireo.