Administrator

FIJOROANA VAVOLOMBELONA NY AMIN’NY FANASITRANANA

Jesosy Mamonjy Betafo Ny dera sy ny laza ary ny Voninahitra dia ho an’Andriamanitra irery ihany, izaho RAKOTONDRAZANAKA Jean Claude dia narary, niditra hopitaly mihitsy satria tratry ny aretina mandoza fa mitohana, nanao saondy aho nandritra ny fotoana maro,nisy fotoana nanao echographie tao antsirabe dia nisy zavatra mivonto be tao anatiko, ary mitombo isam-bolana ilay fivontosona ary tsy mety hoy...

Nahita asa aho

Fijoroana vavolombelona Mpino tao Jesosy Mamonjy Ambohimamory Voninahitra ho an’ny Jesosy no hijoroako vavolombelona fa za dia anisany nandray sahady ny amin’ilay faminaniana no lazaina tamin’ity Oktobra ity hoe ny volana Oktobra surprise sy fahasoavana nandefa CV tamina orin’asa iray za nefa efa miasa amin’ny orinasa ka niantsoin-le orinasa nandefasako CV za Ka nanao entretien dia akory ny hagagako fa...

Recrutons un/e technicien/ne montage video et son

Ny Lalamasaka.mg dia mitady Mpino : Technicien multimedia,Mahay montage video et son : Adobe Premiere, Adobe Audition/StudioOne/Cakewalk, na izay hainao Mahay AfterEffect kely vao maika tsara Mahay Adobe Photoshop, Illustrator, na Canva, izay hainao Mazoto manao asan’ny Tompo, Volontaire, Fotoana maharitra na par projet, Miasa any antrano, en ligne, fa tsy en local. Mivondrona hiaraka aminay ho Ekipa mpitory Filazantsara...

Mitady developer mobile

Ny Lalamasaka.mg dia mitady Mpino rahalahy na anabavy : Developer mobile,Mahay developpement android sy/na tsy voatery Ios. Mazoto manao asan’ny Tompo, Volontaire, Fotoana maharitra na par projet, Miasa any antrano, en ligne, fa tsy en local. Mivondrona hiaraka aminay ho Ekipa mpitory Filazantsara amin’ny Aterineto… Infoline : 034 46 165 00

SATROHY AZY AVOKOA NY VONINAHITRA

SATROHY AZY AVOKOA NY VONINAHITRA Cd Noely 2024 Vol.1 Past Andriamanga Adolphe. Séance Fianarana hira Noely 2024, Jesosy Mamonjy Foibe Ankorondrano. Azonao atao ny manantona ny Literatiora Jesosy Mamonjy raha hikomandy ny Cd noely 2024. Ny Fiangonana rehetra koa dia afaka miantso avy hatrany. #noely2024 #depfamoronankirajm #jesosymamonjy #foibe #Ankorondrano

JEHOVAH NO MPIANDRY ANTSIKA

JEHOVAH NO MPIANDRY ANTSIKA Cd Noely 2024 Vol.1 Past Andriamanga Adolphe. Séance Fianarana hira Noely 2024, Jesosy Mamonjy Foibe Ankorondrano. Azonao atao ny manantona ny Literatiora Jesosy Mamonjy raha hikomandy ny Cd noely 2024. Ny Fiangonana rehetra koa dia afaka miantso avy hatrany. #noely2024 #depFamoronankirajm #jesosymamonjy #foibe #Ankorondrano

HOTAHIANA ANIE ILAY FEHY MAMPIFAMATOTRA

HOTAHIANA ANIE ILAY FEHY MAMPIFAMATOTRA Cd Noely 2024 Vol.1 Past Andriamanga Adolphe. Séance Fianarana hira Noely 2024, Jesosy Mamonjy Foibe Ankorondrano. Azonao atao ny manantona ny Literatiora Jesosy Mamonjy raha hikomandy ny Cd noely 2024. Ny Fiangonana rehetra koa dia afaka miantso avy hatrany. #noely2024 #depfamoronankirajm #jesosymamonjy #foibe #Ankorondrano @followers

Cd Noely 2024

Efa mivoaka ny Cd noely 2024. Azonao atao ny miantso na manantona ny fivarotam-boky Foibe Ankorondrano. #Pasteur #Mpitory teny Evanjelistra #Evanjelistra #Mpampianatra hira #Mpampianatra Sekoly Alahady