Lalamasaka Hatry ny Ela
Mitady Traducteurs
Ny Site Lalamasaka Hatry ny Ela dia mitady olona tsara sitrapo hanao traducteur en ligne (lahatsoratra amin’ny teny malagasy avadika teny anglisy; na anglisy sy frantsay avadika teny malagasy). Koa raha terem-panahy ianao ka afaka hanome tanana dia iangaviana handefa ny numero téléphone sy adiresy mail-nao aty aminay na hiantso avy hatrany ny administrateur. Misaotra mialoha amin’ny tolo-tanana, Jereo Menu-Hifandray aminay
Mijoroa vavolombelona
Raha manana fijoroana vavolombelona ianao dia azonao atao ny manome voninahitra ny Tompo eto amin’ny Site hampaherezana ny namana rehetra. Mankanesa eo amin’ny Fifampizarana fijoroana vavolombelona eto ankavia
Paska : Miorina amin’ny inona ny maha Kristiana anao
Androm-pandresena lehibe ho antsika zanak’Andriamanitra ny nitsanganan’i Jesosy Kristy tamin’ny maty. Io no fototra lehibe ijoroan’ny fivavahana kristiana. Raha tsy nitsangana tamin’ny maty Kristy dia ho mitovy amin’ny fivavahana finoanoam-poana rehetra ihany ny finoana arahantsika. Hoy Paoly : « ary raha tsy natsangana Kristy, dia foana ny toriteninay, ary foana koa ny finoanareo » 1 Korintiana. 15 : 14. Raha ny finoana...
Ny herin’ny vavaka
Mandrakariva, ny vavaka, indrindra ho an’ny Mpanompon’Andriamanitra, dia tonga atao ambanin-javatra na tena tsy dia ankasitrahana loatra. Misy fotoana hahenoantsiika fanakianana mihitsy ny fampiharana azy, ohatra ny hoe fandrebirebena na mampihen-danja ny asa fanompoana ny fanaovana azy raha toa ka izy no zava-dehibe indrindra ilain’Andriamanitra. Koa sakanana ny fanaovana ny vavaka mba hanehoana ny tena hoe mahomby. Azo antoka noho...
Fomba famakiana ny Baiboly
Vakio manomboka amin’ny fiandohany ka hatramin’ny fiafarany izy tahaka ny famaky boky hafa. Aza malaky manao famintinan-kevitra raha tsy efa voavakinao manontolo ny tantara ao. Izany MIHITSY no FAMAKY NY BAIBOLY MANONTOLO fa tsy ampahany amin’ny andalana tiana sy azoazo fotsiny. Hahita zavatra maro lazain’Andriamanitra ao amin’ny Baiboly izay tsy mbola fantatrao ianao. Mamakia toko maromaro amin’ny fotoana iray hahasahana...
Jesosy Mamonjy Ankorondrano
Jesosy Mamonjy – Ankorondrano arrêt Ligne Direction Horaire 157B Anosibe 04:32 165 Androhibe 04:37 150 Imamba 04:38 150 Androhibe 04:38 194ROUGE Andranomena 04:38 162 Ankorondrano – Antsonjombe 04:44 157B Anosibe 04:47 199 Alarobia 04:49 165 Androhibe 04:52 150 Imamba 04:53 150 Androhibe 04:53 194ROUGE Andranomena 04:53 186A A : Cf : Anosy > 67ha 04:56 186A B : Cf 67ha...