Vaovao

Kilasy fianarana Mihira Jesosy Mamonjy foibe Ankorondrano

Misokatra ny KILASY FIANARANA MIHIRA (Section vocale) eto amin’ny Musics and Voice Orchestra Jesosy Mamonjy sy ny Departemanta famoronan-kira:Fisoratana anarana :>> Isaky ny Sabotsy amin’ny 9h30, na Alahady aorian’ny fivoriana (Foibe Ankorondrano)>> TAnora lahy sy vavy 15 taona miakatra,>> Vonona hianatra mafy (Solfa sy Solfège)>> Entanina manokana ny Encadreur sy Sampana mpidera AnalamangaOra fianarana : Isaky ny Alahady hariva aorian’ny fotoam-bavaka...

Fandraisana MPIANATRA vaovao eto amin’ny Musics and Voice Orchestra, taona 2024

Musics and Voice Orchestra eto amin’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy. Ilazana ny Ray aman-dReny rehetra fa misokatra indray ny fandraisana mpianatra mozika vaovao amin’ireto taranja ireto : Violon, Violoncelle, Contrebasse, Trompette, Trombone, Cor, Tuba, Saxophone, Clarinette, Flûte traversière, Hautbois, Valiha, Mandoline, Banjo, Percussion. Fepetra takiana : – Ankizy lahy sy vavy 7-14 taona, – Manao Sekoly Alahady tsara amin’ny Fiangonana Jesosy...

Arahabaina nahatratra ny taona 2024

Ny Ekipa rehetra eto amin’ny Lalamasaka Hatry Ny Ela dia miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2024.Ny Fahasoavan’Andriamanitra anie ho amintsika indray mandavan’ny taona. Hahefa ny adidy sy andraikitra sahanina, ary ho voatahiry ao amin’ny Famonjena hatrany. Amen ! Amin’ny fonay rehetra. #lalamasaka #happynewyear2024 >>Klikeo ny video eo ambany >>Aza adino fa mbola misy foana ny Dvd tantaran’ny Fiangonana...

Fankalazana ny Faha 60 taona Jesosy Mamonjy

Ho fanomanana ny Fankalazana, Antso ho an’ny mpitendry mozika akostika rehetra. (Jereo eo amin’ny Affiche ny instrument anao. Raha mahay instrument accoustique hafa dia azo atao hatrany ny miantso) Sabotsy 25 feb 2023 amin’ny 9ora sy 30mn. Jesosy Mamonjy Ankorondrano, akaikin’ny Sonorisation. Infoline: Musics and Voice Orchestra | 034 46 165 00

0

Arahaba nahatratra ny taona 2023

Ny Ekipa rehetra eto amin’ny Lalamasaka Hatry ny Ela dia miarahaba antsika nahatratra ny taona 2023. Maro no nahatsapa fa taona mafy dia mafy teto amin’ny firenentsika izay taona roa farany nandalovantsika izay. Nisy ny nandalo aretina mafy, nitsabo ny marariny, nilaozan’ny havana sy ny namana akaiky, very asa sy tena niady tokoa tamin’ny fiainana andavanandro, maro tamin’ny mpianatra no...