Arahabaina nahatratra ny taona 2024

Ny Ekipa rehetra eto amin’ny Lalamasaka Hatry Ny Ela dia miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2024.Ny Fahasoavan’Andriamanitra anie ho amintsika indray mandavan’ny taona. Hahefa ny adidy sy andraikitra sahanina, ary ho voatahiry ao amin’ny Famonjena hatrany. Amen !

Amin’ny fonay rehetra.

#lalamasaka #happynewyear2024

>>Klikeo ny video eo ambany

>>Aza adino fa mbola misy foana ny Dvd tantaran’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy.Contact: 034 46 165 00

>>Aza adino ihany koa ny mitsidika Sitentsika, mizara ny lien fa ny Site Web no tena anarahantsika ny Lalamasaka : https://lalamasaka.mg