Fandraisana mpianatra vaovao eto amin’ny Musics and Voice Orchestra, sept 2020

Musics and Voice Orchestra eto amin’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy.
Ilazana ny Ray aman-dReny rehetra fa mitohy foana ny fandraisana mpianatra mozika vaovao amin’ireto taranja ireto :
Violon, Violoncelle, Contrebasse, Trompette, Trombone, Cor, Tuba, Saxophone, Clarinette, Flûte traversière, Hautbois, Valiha, Mandoline, Banjo, Percussion.
Fepetra takiana :
– Ankizy lahy sy vavy 8-14 taona,
– Manao Sekoly Alahady tsara amin’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy,
– Mipetraka eto Antananarivo sy ny manodidina,
Afaka miantso ny Mpiandraikitra ny Musics and Voice Orchestra avy hatrany maka rendez-vous ho amin’ny entretien.
infoline : 034 46 165 00 – 033 05 074 69

0

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *