Ahoana no fomba hitehirizana ny Fitahiana 3 (tohiny)
2 — Tokony haka fotoana isika handinihana amin’ ny fanahy mivavaka ny Tenin’ Andriamanitra. Ny Tenin’ Andriamanitra no sakafon’ ny finoana. Mahazo faka lalina kokoa ny fiainana kristiana amin’ ny fitsentsefana kokoa ny fahalalana ny Tenin’ Andriamanitra. Ny mihinana ny Teny dia toy ny mamin-tantelin’ i Jonatana, ilay fitaovana mampahazava. Izao no baiko tamin’ i Ezekiela : « Ry zanak’ olona, hano ny horonan-taratasy ». Eze....