Mahasoa ho an’ny Tompo 2 (tohiny)
Ny fahamasinana sy ny hoe mahasoa dia mifampiankina. Mety misy maningana nefa izao no fitsipika : Izay hamasinin’ Andriamanitra ho amin’ ny asany dia homeny voninahitra amin’ ny fahombiazana ! Tsy ny saina tsy akory, na dia mamiratra aza izany, tsy ny fahaizan-javatra manokana, na dia mahafinaritra aza izany, tsy ny fahaiza-mandahateny na dia manintona aza, no mahatanteraka ny tsara...