Fahagagana sy misiona – 010

FIZARANA Faharoa PÔRTÔ RIKÔ … tohiny St Germain, … Cabo Rojo Fantatro fa lehibe ny fitorianteny tany Fajardo nefa nahatsapa hatrany aho fa mbola maro ihany koa ireo toerana tokony homena anjara mba handre ny Tenin’ny Tompo. Noho izany, nankany St Germain aho, tanàna iray eny am-pitan’ny Nosy . Nanao fahagagana ny Tompo satria nampitsahatra ny orana izy saika hanaparitaka...