Manaova fanapahan-kevitra hentitra hiverina amin’Andriamanitra
Tsy mahavita mivavaka intsony ianao, feno vovoka ny Baibolinao satria efa am-bolana maromaro izao no tsy niditra am-piangonana intsony ianao. Avelanao hanapaka eo amin’ny fiainanao ny fisalasalana, ny fanamelohan-tena, ary tsy manana fahasahiana intsony ny hitady ny tavan’Andriamanitra ianao. Ao anaty lalina ao anefa dia mbola mahatsapa ihany ianao fa tsy maty tanteraka ny afon’ny Fanahy Masina ; henonao ihany fa...