Rev. Jane Marie Collins Daoud
Mpitory Filazantsara nitety an’izao tontolo izao nandritry ny 50 taona nihoatra. Namonjy olona anapitrisa tamin’ireo asa fitoriana nataony, tany amin’ireo firenena Afrikana, Asiatika, Amerika atsimo, Moyen-Orient sns… Fahagagana maro no niseho nandritry ny fivoriana nataony. Nanangana ny ozinina lehibe mpanota Baiboly izy sy ny vadiny Mounir Aziz Daoud tao Dallas Texas, toerana fanotana Baiboly lehibe izay mandika sy mizara Baiboly...