Miarahaba antsika tratry ny Paska 2013

Efa nitsangana marina tokoa ny Tompo !
Faly miarahaba antsika ny Lalamasaka hatry ny ela tratr’izao andro Paska izao.
Ny herin’ny Fitsanganan’i Jesosy Kristy Tompontsika anie hampijoro antsika hatrany amin’ny fanarahana Azy, hanangana indray izay efa lavo ka hamerina ny maro amin’ny Lalamasaka hatry ny Ela, ary koa ny Famonjena vitany hanavotra ireo izay mbola ao anatin’ny fahotana

Amin’ny fonay rehetra