Fiainana araka an’Andriamanitra
Mba hisian’ ny fitomboan’ ny fahasoavana kristiana tsara dia tokony hisy fanazarana mitohy, fitandremana ary fampiharana amin’ ny fomban’ Andriamanitra. Ny mpanao fanatanjahan-tena dia manao karazana fanazarana sy mihinana karazan-tsakafo izay hampitombo tsara sy hampahatanjaka ny nofony. Ny fanahy manana faniriana fatratra sy hetaheta hofenoina an’ Andriamanitra bebe kokoa, dia tsy maintsy manao fanazarana ahazoany fahafaham-po amin’ izany faniriany fatratra izany. Raha toa faniriana tsotran’ny...