Fahagagana sy Misiona

Fahagagana sy misiona – 014

FIZARANA fahatelo… tohiny Nahoana Andriamanitra no naniraka ahy tany Egypta? Efa fialofana ho an’i Abrahama sy Jakoba ary Josefa ny tany Egypta hatramin’ny andron’izy ireo. Eny, na dia Jesosy aza dia nentin’i Josefa sy Maria tany amin’ny toerana iray akaikin’i Le Caire, raha nila fanampiana noho ny fanenjehan’i Heroda Izy. Nampanantena an’i Egypta Andriamanitra fa handefa fanasitranana lehibe eo amin’izany tany...

Fahagagana sy misiona – 010

FIZARANA Faharoa PÔRTÔ RIKÔ … tohiny St Germain, … Cabo Rojo Fantatro fa lehibe ny fitorianteny tany Fajardo nefa nahatsapa hatrany aho fa mbola maro ihany koa ireo toerana tokony homena anjara mba handre ny Tenin’ny Tompo. Noho izany, nankany St Germain aho, tanàna iray eny am-pitan’ny Nosy . Nanao fahagagana ny Tompo satria nampitsahatra ny orana izy saika hanaparitaka...