Torohevitra maromaro ara pahasalamana, Bro Daoud, Jesosy Mamonjy Ankorondrano
Fampianarana momba ny fitandremam-pahasalama, ny fifadian-kanina sy ny sakafo. Mahasoa ho an’ireo manana aretina lehibe toy ny Tension, ny Cancer
Fampianarana momba ny fitandremam-pahasalama, ny fifadian-kanina sy ny sakafo. Mahasoa ho an’ireo manana aretina lehibe toy ny Tension, ny Cancer
Amin’izao andro sarotra andalovantsika izao, izay fotoana tsy maintsy ianteherantsika amin’ny vavaka dia manasa anao hihaino ity torinteny ity. Tsy mbola nahazo ianao satria tsy mbola nivavaka, na efa lasa « kamo » mivavaka, na mivavaka tsy amin’ny hafanam-po sy fitarainana. Andriamanitra anefa matoa manentana antsika ao amin’ny Teniny mba hivavaka, dia satria efa sitrany ary efa vonona ny hamaly vavaka Izy...
Fandinihan-tena mitohy ny fiainana kristiana, tokony manokana fotoana isankerinandro ianao handinihana ny fiainanao amin’ny vavaka sy fifadian-kanina, ndrao nanao teny nanimba ny hafa ka mila mibebaka. Misy torohevitra ho an’ny mpiverin-dalana
Fiverenan Jesosy indray. Ny Famantarana ny andro farany. Ireo fiomanan’ny bibidia amin’izao andro farany izao hahatanteraka ny Faminaniana. Ity torinteny ity dia isan’ireo faminaniana sy torinteny maromaro nambaran’ny Mpanompon’Andriamanitra Fr Daoud taona vitsy talohan’ny fanambaràna ny fitsanganan’ny Vondrona Europeana (Union Européenne) ary ny fivoahan’ny vola Euro.
Ny ©Lalamasaka Hatry ny Ela dia manana Studio Video harifomba natokana handraisana an-tsary sy feo ireo rehetra nanaovan’Andriamanitra asa mahagaga manerana ny Fiangonana Jesosy Mamonjy indrindra ireo any amin’ny toerana saro-dalana. Ny vavaka ataonay dia ny hitomboan’ny finoanao mba handraisanao fahagagana avy amin’Andriamanitra, indrindra raha manana olana na tsy fahasalamana mitovy amin’ity fijoroana vavolombelona ity ianao.
Nitory teny matetika Fr Daoud tany amin’ny taona 1997 tany hoany fa ho avy tsy hoela ny andro mahory, hisy ny fanenjehana sy mosary, ary hikatona ny fiangonana ka tsy ho afaka mivavaka isika. Tsy hisy hahazo hividy na hivarotra raha tsy manana ny mariky ny bibidia. Koa ny herin’Andriamanitra angoninao izao, ny fiainam-bavaka betsaka ataonao izao, ny fahazaranao mivavaka...
1— Minoa izay lazain’ Andriamanitra ny aminao : ‘ Fa samy efa nanota izy rehetra ka tsy manana ny voninahitra avy amin’ Andriamanitra ». Rom. 3 : 23. 2 — Minoa izay lazain’ Andriamanitra ny amin’ ny fahotanao. « Fa fahafatesana no tambin’ ny ota ». Rom. 6 : 23. 3 — Mino Ilay hany Tokana nanao asa fisoloana ny otanao : Jesosy Kristy...
Vakian’ ny hafa ny fiainanao. Tsy afa-mivelona amin’ity fiainana ity isika ka tsy ho hitan’ olona ; Eny, ny sasany aza manahaka antsika sy manaraka ny diantsika. Isan’ andro ny fiainantsika dia voarakitra ao an-tsain’ ny olona, ary voasoratra fa « Isika no epistilin’ i Kristy ». II Kor. 3 : 3. Koa ny famakian’ ny olona ny fiainantsika dia midika ho...
L | M | M | J | V | S | D |
---|---|---|---|---|---|---|
1 | ||||||
2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 |
9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 |
16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 |
23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 |
30 |