Miverena any Betela 004
Feno fahatsapana izay azo ampiharina amin’ ny fiainan’ olona maro ny fiainan’ i Jakoba. Ny toerana sarobidy indrindra dia BETELA, izay nisehoan’ Andriamanitra tamin’ i Jakoba raha nandositra an’ i Esao rahalahiny izy. Raha vao nanomboka nanaraka ny Tompo Jakoba dia nanana fahalemena betsaka, satria nanana toetra « miady varotra », raha misy zavatra tsy miteraka tombontsoa ho azy dia tsy tiany ny manaraka izany...
































