FIJOROANA VAVOLOMBELONA NY AMIN’NY FANASITRANANA
Jesosy Mamonjy Betafo Ny dera sy ny laza ary ny Voninahitra dia ho an’Andriamanitra irery ihany, izaho RAKOTONDRAZANAKA Jean Claude dia narary, niditra hopitaly mihitsy satria tratry ny aretina mandoza fa mitohana, nanao saondy aho nandritra ny fotoana maro,nisy fotoana nanao echographie tao antsirabe dia nisy zavatra mivonto be tao anatiko, ary mitombo isam-bolana ilay fivontosona ary tsy mety hoy...