Miverena any Betela 003
Eo anelanelan’ ny toko faha-28 sy ny toko faha-35, dia maro ny taona lany ary tao anatin’ izany dia nisy zava-dehibe roa loha niseho tamin’ ny fiainan’ i Jakoba. Nandalo zavatsarotra maro izy, kanefa notanan’ Andriamanitra hatrany ny tenifikasany izay nataony tamin’ i Jakoba. Nanao fanekena tamin’ Andriamanitra Jakoba hoe : Raha ataonao amiko izao, Tompo ô !dia hataoko kosa izao ho...