mars 2024

Mety ho sitrana ianao -en

Ny Baiboly no fitambaran’ny tenifikasana sy ny didy… Mampiseho ny fomba hiaraha-mandeha amin’Andriamanitra ny didy, ary manambara amintsika ny fitahiana izay atolotr’Andriamanitra kosa ny tenifikasana. Ny hahavoavonjy anao aloha no zavatra mahaliana anay voalohany indrindra, ary rehefa izany dia tonga  « zanaky ny tenifikasana ianao », zanak’Andriamanitra. Hoy ny Baiboly : Ny tenifikasan’Andriamanitra dia Eny sy Amena ho an’izay rehetra ao amin’i Kristy Jesosy. Na iza na...

0

MITONDRA FIAINANA NA FAHAFATESANA NY SAFIDINAO

Mitondra Fiainana na Fahafatesana NY SAFIDINAO Nahoana no marary ny olona ka na ny dokotera, na ny vavaka dia tsy afaka hanampy azy ? Nataon’Andriamanitra hitovy Aminy ny olona hatramin’ny voalohany… Tsy mety maty, na marary, na nisy ota. Nandeha tsara ihany avokoa ny zavatra rehetra nandritra ny fotoana tsy dia voafetra, mandra-pitenin’i Satana tamin’i Eva sy nanontaniany azy hoe : « Nilazan’Andriamanitra...