avril 15, 2025

Miverena any Betela 008

Mba nozahanao ve ny bokin’ ny fiainam-panahinao ? Moa voalaminao ara-dalàna ve ny kaontinao amin’ ny Tompo ? Aiza ny voady Izay nataonao ny voalohan’ ny volana janoary ary ny faharoan’ ny volana janoary 1966 ? Nanokana fotoana vitsivitsy tao amin’ ny miafina ianao tamin’ izany fo­toana Izany hivavahana sy hangatahana amin’ Andriamanitra hoe : « Satria efa novonjenao aho, dia...

TSY MISY AFA TSY ILAY RA

TSY MISY AFA TSY ILAY RA Cd Noely 2024 Vol.1 Past Andriamanga Adolphe. Séance Fianarana hira Noely 2024, Jesosy Mamonjy Foibe Ankorondrano. Azonao atao ny manantona ny Literatiora Jesosy Mamonjy raha hikomandy ny Cd noely 2024. Ny Fiangonana rehetra koa dia afaka miantso avy hatrany. #noely2024 #depfamoronankirajm #jesosymamonjy #foibe #Ankorondrano

Manaova fanapahan-kevitra hentitra hiverina amin’Andriamanitra

Tsy mahavita mivavaka intsony ianao, feno vovoka ny Baibolinao satria efa am-bolana maromaro izao no tsy niditra am-piangonana intsony ianao. Avelanao hanapaka eo amin’ny fiainanao ny fisalasalana, ny fanamelohan-tena, ary tsy manana fahasahiana intsony ny hitady ny tavan’Andriamanitra ianao. Ao anaty lalina ao anefa dia mbola mahatsapa ihany ianao fa tsy maty tanteraka ny afon’ny Fanahy Masina ; henonao ihany fa...

Herinandro Masin’ny Paska

Ao anatin’ny herinandro fankalazana ny Paska isika. Ity herinandron’ny Paska ity no vanim-potoana manan-danja indrindra eo amin’ny fivavahana kristiana. Asa lehibe roa mantsy no nataon’ny Tompo ho antsika izay mampiorina ny finoantsika ka mahatonga antsika mitoetra sy mijoro amin’izao fanarahana an’Andriamanitra izao : dia ny Famonjena sy ny Fanasitranana. Izy no fotoana hahatsiarovana ny tantaran’ny Famonjena nataon’i Kristy izay ananantsika ankehihitriny....

VAVAKA TAKARIVA

VAVAKA TAKARIVA Cd Noely 2024 Vol.1 Past Andriamanga Adolphe. Séance Fianarana hira Noely 2024, Jesosy Mamonjy Foibe Ankorondrano. Azonao atao ny manantona ny Literatiora Jesosy Mamonjy raha hikomandy ny Cd noely 2024. Ny Fiangonana rehetra koa dia afaka miantso avy hatrany. #noely2024#depfamoronankirajm#jesosymamonjy#foibe#Ankorondrano