Lalamasaka Hatry ny Ela

0

Ny niandohan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy 1961 part 3 of 4

Ramatoa Jane Collins Daoud mitory teny eny amin’ny tany malalaka famonoan’omby, Fenoarivo Madagascar. Ireo Fiangonana maritiora. Ity horonantsary ity dia noraiketina sy novokarin’ireo Misionera MA Daoud mivady tamin’ny 1961. Ny fotoana nandraiketana azy ity no fotoana nanamarika ny niandohan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy izay naorin’izy ireo. Natolotray ho azy mivady ny Siteweb : https://lalamasaka.mg ho fahatsiarovana sy hanohizana ireo asa lehibe...

0

Ny niandohan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy 1961 part 4 of 4

Fijoroana Vavolombelona fahagagana maro : « Ny moana miteny, ny kilemaina sitrana, ny mandringa afaka, ary ny jamba mahiratra. » Fenoarivo Madagasikara. Ity horonantsary ity dia noraiketina sy novokarin’ireo Misionera MA Daoud mivady tamin’ny 1961. Ny fotoana nandraiketana azy ity no fotoana nanamarika ny niandohan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy izay naorin’izy ireo. Natolotray ho azy mivady ny Siteweb : https://lalamasaka.mg ho fahatsiarovana sy...

Fiangonana Jesosy Mamonjy

Fiangonana Jesosy Mamonjy Ankorondrano 2007 Ny Fiangonana Jesosy Mamonjy dia fiangonana kristiana miorina eto Madagasikara sady efa miely any ivelany koa, izay ao amin’ ny firehana pentekôtistan’ ny rantsana evanjelikan’ ny prôtestatisma[1]. Niorina ara-panjakana tamin’ ny 1963 teto Madagasikara ny Fiangonana Jesosy Mamonjy taorian’ny asa fitoriana Filazantsara nataon’ny Misionera Amerikana Mounir Aziz Daoud sy Jane Collins vadiny. Eo Ankorondrano, Antananarivo Madagasikara no misy ny foibeny. Manana fiangonana miorina mihoatra ny 1000...

Andro farany izao, ho avy Jesosy

Nitory teny matetika Fr Daoud tany amin’ny taona 1997 tany hoany fa ho avy tsy hoela ny andro mahory, hisy ny fanenjehana sy mosary, ary hikatona ny fiangonana ka tsy ho afaka mivavaka isika. Tsy hisy hahazo hividy na hivarotra raha tsy manana ny mariky ny bibidia. Koa ny herin’Andriamanitra angoninao izao, ny fiainam-bavaka betsaka ataonao izao, ny fahazaranao mivavaka...