Raha fantatra fa ho avy anio alina Jesosy
« Koa miomana kosa ianareo fa amin’ny ora tsy hampoizinareo no hiavian’ny Zanak’olona. »Matio. 24 : 44 RAHA FANTATRA FA HO AVY ANIO ALINA JESOSY ! Poa toy izay dia ho feno olona mivavaka ny fiangonana ; Ho foana ny trano fijerena sary mihetsika (sinema), ny toeram-pisotroana zava-mahamamo, ny toeram-pandihizana sy ny toeram-pilalaovana ary ny toeran-kafa tsy araka an’Andriamanitra ; Tsy hisy...