Mivelona miaraka amin’i Jesosy
Nomena antsika ny fiainana mba hanatanterahana ny zavakendren’ Ilay Mpahary antsika eo amin’ ny fiainantsika, dia ny hiaina toa izay niainan’ i Jesosy. Izay tsy miaina toa izay niainan’ i Jesosy dia tsy miaina araka izay tokony ho izy (I Jao. 2 : 6). Izay tsy miara-miaina amin’ i Jesosy eto an-tany dia tsy afaka hiara-miaina Aminy any an-danitra. « Ary...
































