Fahamasinana sy Fakam-panahy 2 (tohiny)
Avela ho tonga ny fitsapana noho ny antony. Ny faharesena tsirairay dia mamela antsika halemilemy kokoa hiatrika ny ady manaraka, fa ny fandresena tsirairay kosa mahatonga antsika hatanjaka kokoa. Ny fitsapana mandrakariva dia tonga amin’ ny faritra malemy indrindra amin’ ny toetrantsika. Avelan’ Andriamanitra izany satria fantany fa mandresy isika rehefa mandresy ny fakampanahy eo amin’ io faritra io ! Ny fandresena vaovao tsirairay...