Finoana – 01
Ny handraisana azy, ny hampiasana azy SASIN-TENY nataon’ny Mpanoratra Fifaliana lehibe ho anay ny manolotra ity boky momba ny fanasitranana ataon’Andriamanitra ity ho an’ny havana malalanay eto Madagasikara. Angatahinay Andriamanitra mba hampiasa azy amin’ny fanampiana ny vahoaka hitady fifaliam-po sy fiadanam-po sy fiadanam-panahy ary fahasitranana ho an’ny aretiny. Mba hahazoan’ny mpamaky ny vokatra tsara indrindra amin’ny alalan’ity boky ity dia...