Paska : Miorina amin’ny inona ny maha Kristiana anao
Androm-pandresena lehibe ho antsika zanak’Andriamanitra ny nitsanganan’i Jesosy Kristy tamin’ny maty. Io no fototra lehibe ijoroan’ny fivavahana kristiana. Raha tsy nitsangana tamin’ny maty Kristy dia ho mitovy amin’ny fivavahana finoanoam-poana rehetra ihany ny finoana arahantsika. Hoy Paoly : « ary raha tsy natsangana Kristy, dia foana ny toriteninay, ary foana koa ny finoanareo » 1 Korintiana. 15 : 14. Raha ny finoana...