Finoana – 08
…tohiny FITAKA MOMBA NY FIVAVAHANA. Ny Baiboly no didim-pananan’Andriamanitra ho an’ny olombelona rehetra. Betsaka ny mpitandrina sy mpampianatra sahy manova ny hevitry ny hoe DIDIM-PANANANA azo ovana aorian’ny fahafatesan’ilay nanao azy. Talohan’ny nandaozany izao tontolo izao, dia navelan’i Jesosy ny DIDIM-PANANAN’ny Rainy momba ny mpanota sy ny marary, tamin’ny nilazany hoe : « izay mino sy atao batisa no HO VONJENA », sy...