septembre 2019

Finoana – 06

… tohiny FANASITRANANA TAMIN’NY FANAVOTANA. Izao no vakiantsika ao amin’ny Isaia 53  : « Sady nivesatra ny fahoriantsika ». Ary ao amin’ny andininy faha-5 « Nefa izy dia voalefona noho ny fahadisoantsika sy notorotoroina noho ny helontsika, ny fampijaliana nahazoantsika fihavanana no namelezana Azy ; ary ny dian-kapoka taminy no nahasitranan antsika ». Atambaro amin’io ny I Petera 2  : 24 manao hoe  : « Izy...

Finoana – 07

… tohiny NY TOETRY NY FINOANA. Betsaka loatra no diso hevitra ny amin’ny toetry ny finoana araka izay ilazana azy ao amin’ny Tenin’Andriamanitra ary dia mitana fa natao ho an’ny ankabeazan’ny olona io afa-tsy izy, ary koa raha te-hampiasa finoana dia tsy maintsy ampiasaina aloha ny saina, miezaka, misahirana na koa mamita zavatra samy hafa mba hahazoana mandray ny fampanantenana...

Finoana – 13

. tohiny FIFANOHERAN’NY FINOANA SY NY FISALASALANA. 1. Manasitrana ny marary ny finoana Tsy mampahatanjaka velively ny malemy ny fisalasalana. 2. Mitondra fifaliana ny finoana Mitondra alahelo ny fisalasalana. 3. Mahatonga an’Andriamanitra ho akaiky sy saro-bidy ny finoana. Mahatonga antsika hihevitra an’Andriamanitra ho lavitra sy tsy miraika ny fisalasalana. 4. Tsy misy zavatra tsy vitan’ny finoana. Tsy misy zavatra vitan’ny...

Finoana – 08

…tohiny FITAKA MOMBA NY FIVAVAHANA. Ny Baiboly no didim-pananan’Andriamanitra ho an’ny olombelona rehetra. Betsaka ny mpitandrina sy mpampianatra sahy manova ny hevitry ny hoe DIDIM-PANANANA azo ovana aorian’ny fahafatesan’ilay nanao azy. Talohan’ny nandaozany izao tontolo izao, dia navelan’i Jesosy ny DIDIM-PANANAN’ny Rainy momba ny mpanota sy ny marary, tamin’ny nilazany hoe  : « izay mino sy atao batisa no HO VONJENA », sy...

Finoana – 09

… tohiny MIFANOHITRA AMIN’NY FAHALALANA NY FINOANA. Maro ny olona manao hoe  : « Mamaky Baiboly isan’andro aho. Fantatro fa nahasitrana ny marary Andriamanitra, nefa nivavaka aho ka nivavaka, tsy fantatro zay tsy amalian’Andriamanitra ny vavaka ataoko, leo aho ! « Maro no mahalala fa velona tety an-tany Jesosy, dia maty ary nitsangana tamin’ny aty, nanasitrana izay rehetra annatona Azy mba hositranina. Manana...

Finoana – 10

… tohiny MITONDRA VOKATRA MAHAGAGA NY FINOANA MITOMBO. Tao Bangalore, India, dia nisy dokotera anankiray nitondra ny zanadrahalahiny tamin’ny seza kalesy nandritry ny 3 alina. 25 taona izy (vehivavy) ary tsy mbola mba namindra indray mandeha akory hatr’izay niainany (araka ny fahafantaran’ny olona). Nitombo isan’alina tao am-pony ny finoana, ary tamin’ny andro fahefatra, nivavaka tontolo andro izy hatramin’ny 4 1/3...

Finoana – 11

… tohiny VAVOLOMBELONA TELO ISAKY NY FAHAFAHANA IRAY. Misy olona telo miteny alohan’ny ahazoana na ny tsy ahazoana ny fandresena. 1. Milaza izay hataony ANDRIAMANITRA raha mino hianao. 2. Mandainga satana ka manao hoe « AZA DIA MATOKY tanteraka an’Andriamanitra. Aleoleo kokoa miandry… jereo aloha raha mihatsara hianao ». 3. NY TENINAO anefa no manana ny fanapahana… izay iray inoanao sy ankatoavinao no...