Miara mandeha amin’Andriamanitra (tohiny 3)
3° — FANDROSOANA : Tsy mihemotra na oviana na oviana Andriamanitra, ary raha miara-mandeha Aminy isika dia tsy hanao izany na oviana na oviana ! Ny fandehanana dia fihetsika mitovy sy miaraka, dingana mifandimby, ka ny tsirairay dia mialoha ny teo aloha. Tsy fikoropahana tsy akory, na fitsambikinana, fa fandrosoana matotra miala amin’ ny toerana iray mankamin’ ny anankiray. Ireoizay miara-mandeha...