Mahasoa ho an’ny Tompo
Ny Mahasoa ho an’ ny Tompo dia midika hoe « fahamendrehana ». Ny hoe « mahasoa » dia ilay olona tena ilaina — mifanentana tsara amin’ ny zava-kendrena ilain’ ny Tompo hotanterahan’ ny olona. Raha te-hitarika rano madio avy any an-dohasaha ho ao amin’ ny fonenanao ianao, dia mitady tioba hampiasaina ho fantsona hikorianan ny rano… Fa zahanao tsara ireo ka hoy ianao : « IRETO tsy mendrika...
































