Fitsipika lehibe tokony harahina mialohan’ny hampianarana ny Tenin’Andriamanitra
Ny hoe : AMPITAHAO amin’ny SORATRA MASINA ny Soratra Masina dia izao, izy izany no fitsipika lehibe indrindra. 1 — Ampitahao ary ny Soratra Masina rehetra mikasika ny lohateny iray itovizana. AZA MANANGANA foto-pampianarana avy amin’ny andininy iray na roa, kanefa tsy noraisinao avokoa ny andininy rehetra mikasika io lohateny iraisana io. 2 — JEREO, inona no antony nanoratan’ilay mpanoratra ny anjarany...