Finoana – 09
… tohiny MIFANOHITRA AMIN’NY FAHALALANA NY FINOANA. Maro ny olona manao hoe : « Mamaky Baiboly isan’andro aho. Fantatro fa nahasitrana ny marary Andriamanitra, nefa nivavaka aho ka nivavaka, tsy fantatro zay tsy amalian’Andriamanitra ny vavaka ataoko, leo aho ! « Maro no mahalala fa velona tety an-tany Jesosy, dia maty ary nitsangana tamin’ny aty, nanasitrana izay rehetra annatona Azy mba hositranina. Manana...