MA Daoud

Finoana – 10

… tohiny MITONDRA VOKATRA MAHAGAGA NY FINOANA MITOMBO. Tao Bangalore, India, dia nisy dokotera anankiray nitondra ny zanadrahalahiny tamin’ny seza kalesy nandritry ny 3 alina. 25 taona izy (vehivavy) ary tsy mbola mba namindra indray mandeha akory hatr’izay niainany (araka ny fahafantaran’ny olona). Nitombo isan’alina tao am-pony ny finoana, ary tamin’ny andro fahefatra, nivavaka tontolo andro izy hatramin’ny 4 1/3...

Finoana – 11

… tohiny VAVOLOMBELONA TELO ISAKY NY FAHAFAHANA IRAY. Misy olona telo miteny alohan’ny ahazoana na ny tsy ahazoana ny fandresena. 1. Milaza izay hataony ANDRIAMANITRA raha mino hianao. 2. Mandainga satana ka manao hoe « AZA DIA MATOKY tanteraka an’Andriamanitra. Aleoleo kokoa miandry… jereo aloha raha mihatsara hianao ». 3. NY TENINAO anefa no manana ny fanapahana… izay iray inoanao sy ankatoavinao no...

Finoana – 12

… tohiny FIAIKENA DISO Midera ny fahavalo hianao raha miaiky ny fanakantsakanan’i Satana anao, ary fomba feno hafetsena hanambarana izany fa mahery noho Andriamanitra Satana. Mandevona ny finoana ny tenin’Andriamanitra ny fiaikena toy izany. Mameno tahotra anao izany ary mihazona anao eo ambany fatorana. Manakana ny fahombiazanao izany, mifanaraka amin’i Satana hianao ka dia manome azy alalana hifehy anao ; tsy...

Ny Lalan-danitra

NY LALAN-DANITRA Fantatro fa misy lanitra, tsy noho ny fanoporofoan’ ny Baiboly ihany, fa satria nidina ho eo amiko ny lanitra ary migoka isan’ andro ny fifaliany aho . Maro no efa nihinana coco, nefa tsy mbola tany amin’ ny tanàna, na toerana nambolena coco na oviana na oviana. Kanefa satria nanandrana ny coco izy ireny, dia fantany fa misy ny tanànaambolena coco....

Ny toetry ny Kristiana tsy refesina amin’ny Fihitseham-po

Azo itompoana fa irin’i Jesosy ny fitiavanao, nefa karazana fitia­vana hitarika anao hankato Azy no ilainy. AZA MANDREFY NY FAHATSAPANA MAHA-KRIS­TIANA amin’ ny FIHETSEHAM-PONAO, fa amin’ ny fankatoava­nao izay mivoaka avy amin’ ny faniriana anaty ao am-po. Raha hitanao fa misy faniriana hampifaly an’ Andriamanitra, namanao ahoana na manao ahoana fihetseham-ponao, afa-mahazo antoka fa efa ‘ nateraka indray ianao » ary manana « fahefana...

Ny fahasambarana amin’ny fankatoavana ny Tenin’Andriamanitra

Raha tsy mifanaraka amin’ ny  Tenin’ Andriamanitra ny fiai­nantsika, na dia amin’ ny didy iray aza (na izay voasoratra) dia mbola tsy mendrika na vonona ho amin’ ny lanitra isika. Tsy azo ekena na oviana na oviana ho any an-danitra isika raha tàhiny mandà an-tsitrapo sy amim-pahalalana tsy hankato ny Tenin’ Andriamanitra sy hivelona araka izany. Hoy Jesosy : « Sambatra...

Miara mandeha amin’Andriamanitra (tohiny)

Ny fiaraha-mandeha amin’ Andriamanitra dia mifono zava­tra telo fara-faharatsiny : 1°— FIARAHANA : Ity fahatsapana ity dia tenifikasan’ ny Tompontsika tamin’ ny mpianany (Jao. 14 : 21-24), ilay tsy azon’ i Joda raha niteny hoe :’Tompoko, nahoana no aminay ihany no isehoanao, fa tsy amin’ izao tontolo izao koa ? Mbola tsy azon’ izy ireo mihitsy io tamin’ izany fotoan’ andro...

Miara mandeha amin’Andriamanitra (tohiny 2)

2° — FIOMBONANA : Raha miresaka fananana fiombonana amin’ i Kristy isika, izay tiana holazaina dia fiombonam-po. Rehefa mifampiresaka isika dia fo mankamin’ ny fo. Ny fisakaizana akaiky sy fifanka­zarana dia fiaraha-mandeha ara-panahy. « Ny firaisanay dia amin’ ny Ray sy amin’ i Jesosy Kristy Zanany ». I Jao. 1 : 3. Marina ilay fitenenana hoe : « Raha miara-mandeha amin’ Andriamanitra ianao,...