Finoana – 05
… tohiny FANDRAISANA NY FANASAN’NY TOMPO. Rehefa entina eo amintsika ny tandindon’ny Fanasan’ny Tompo ho fahatsiarovana ny fahafatesan’ny Tompontsika, dia raisintsika ny kapoka ka sotrointsika amim-panajana feno. Rehefa avy misotro azy isika dia maneho ny fisaorantsika ny Raintsika mandrakariva noho izany Kristy mahafinaritra izany, sy noho ny hery mahafinaritra ananan’ny ran’i Kristy mba hanadio antsika amin’ny fahotantsika rehetra. Faly isika...
































