Ny toetry ny Kristiana tsy refesina amin’ny Fihitseham-po
Azo itompoana fa irin’i Jesosy ny fitiavanao, nefa karazana fitiavana hitarika anao hankato Azy no ilainy. AZA MANDREFY NY FAHATSAPANA MAHA-KRISTIANA amin’ ny FIHETSEHAM-PONAO, fa amin’ ny fankatoavanao izay mivoaka avy amin’ ny faniriana anaty ao am-po. Raha hitanao fa misy faniriana hampifaly an’ Andriamanitra, namanao ahoana na manao ahoana fihetseham-ponao, afa-mahazo antoka fa efa ‘ nateraka indray ianao » ary manana « fahefana...
































